kitjo | 14 Desambra, 2006 02:32
Izany hono hoy ny mpanara-maso iraisam-pirenena ka inona ndray no tsy marina amin' izany??
http://www.gov.bw/cgi-bin/news.cgi?d=20061213&i=Madagascar_elections_free_and_fair
kitjo | 14 Desambra, 2006 02:24
Ho an' izay mankafy baolina kitra..
Za manokana aloha dia tena tia..manaraka raha maharaka...
Miala tsiny fa tsy voadikako teny Malagasy izy ity
Football: Drogba keeps Chelsea hot on United's heels
(Fa Drogba aloha tokony alefa manao tanimanga surgery e..haha..manjary mitsonika raha plastika)
http://www.channelnewsasia.com/stories/afp_sports/view/247085/1/.html

kitjo | 14 Desambra, 2006 02:17
"Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa, dia maty mihitsy." Jakoba 2:17

Nalaina tao @ baiboly.org
kitjo | 13 Desambra, 2006 18:04
Dia lasa ny saiko hoe...
fa maninona no natao hoe Plastika nefa toa tsy misy Plastika izany akory?
Sa ilay olona no lasa ohatry ny plastika mivoaka avy ao?
SA ilay hoe ny plastika no azo tefena toy ireny? koa raha natao hoe vy?
rehefa mandeha ny eritreritra dia betsaka koa ny fanontaniana manapa-dalana manao auto-stop!
(tohiny)kitjo | 13 Desambra, 2006 17:51
Alina sahady ny andro.....Ny orana tsy mety mijanona.
Grave koa ilay dekalazy k! ny olona manomboka mba connecte..ziao vao manomboka mafana ny resaka ao @ forum...ny andro anefa ity efa ho @ 1 maraina..efa mba miezaka ny hatory aloha manko za io.
Isan'andro 3h eo foana, zao mba hanandrana hoe raha hahavita matory @ 1..tsy dia internet akory no antony fa efa hatrizay mihitsy izahay no tsy nizatra dia h@ zao mbola manaraka ora Dago (5h mialoha an'i Dago aty).
Nanamarika ny androko androany ny fihainoana Radio Fahazavana, etsy andaniny...
Mba henoy ange e!!!
http://www.madagascar-info.net/radiofahazavana/show_categorie.php?ID_CATEG=1
Misy karazany ao!
Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
| « | Febroary 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | |