kitjo | 21 Febroary, 2007 18:24
kory aby...
efa tonga fa misaotra betsaka dol ooooo....
mba manararaotra kely mitsidika e...
mangingina aty fa vacance ny ankamaron mpianatra....
ny lalana simba dol @ orana. embouteillage foana any aminay. hihihi
tonga d nihinana mofogasy vo tonga.hehehe
ny orana aloha h@ nahatongavako tsisy mihitsy nefa talohan zay hono tsy nijanona mihitsy
mandalo eto ihany e...
votsa b ko ato @ le clavier azerty e... ts mahasoratra mitsy
Mazotoa daholo e
kitjo | 19 Febroary, 2007 11:49
Afaka 30 minitra no hiainga ny trano fa dia veloma vetivety daholo ny mpi-blaogy isany e!!! 
any Dago ndray manao zay mety arakaraka ny fotoana...
Ny hira no namenoana trano ato nanararaotra faraparany t@ ireo CD zay sendra hita t@ nampirin' entana...atsy @ http://alisoa.multiply.com izay hihaino
Bizz dol eeee....
kitjo | 18 Febroary, 2007 22:50
taom-baovao sinoa tokoa moa izao androany sy rahampitso...
Mangina be ny tanana aty satria mihidy daholo, na ny tsy sinoa aza tsy mahazo mivoha ny ankamaroany!
ANy @ plage kosa dia feno olona be mihitsy manao "camping" fa maleziana no betsaka....ny toeram-pisakafoanana mihidy daholo ny ankamaroany ka hifandrombahana daholo....t@ afak' omaly no nasaina nisokatra 24h daholo ny mpivarotra.
Nanomboka omaly manko dia tapak' andro maraina ihany nisokatra ka hariva dia efa haolo ny tanana. @ ankapobeny dia 4 andro eo no mihidy daholo, fa misy maharitra herinandro.
Taloha manko dia 15andro teo ny fankalazana ny taom-baovao sinoa, fa amin' izao efa nahena ho herinandro ny aty fa @ toeran-kafa sty haiko
Toa amihafa tokoa manko satria ny any Vietnam izao toa 16fev no ankalazana ny taom-baovao sinoa io nefa ny aty 18 sy 19....tsy haiko ny antony!
Fomba fanao moa dia mitondra voasary "mandarine" ro amitovy hangeza ka omena izay olona tinao hanehoana "fanajana"
ho setrin' izany dia misy ilay atao hoe "hong bao", valopy mena izy io...d misy vola ao anatiny, io no omeny anao kosa ho takalony.....
lay voasary dia mariky ny "fanajana" ay lay vola anaty valopy mena na hong ba dia mariky ny "tso-drano sy firariantsoa"
Ry zareo tena mbola manaraka fombafomba nentin-drazana be dia be rehefa fotoana oh zao...toy ny hoe sakafo hanina sns.
Ny mananasy dia tena manan-danja be satria "symbole ny prosperite" hono sns....d hanaovana biski sns...
lay "gong xi fa cai" io moa dia firarian-tsoa sy mirary koa io "prosperity" io (mba tiandry zareo ko io an@ zay ngamba maha sinoa azy)
eeee...tsisy sary fa vonjovonjena ny fotoana! ny sayr misy fa ny ametrahana azy tsisy fotoana..hihihi
kitjo | 18 Febroary, 2007 07:40
Azafady fa @ teny anglisy fa blaogy eto SIngapore manko!
http://justsomegibberish.blogspot.com/2005/11/funny-exam-answers.html
kitjo | 16 Febroary, 2007 04:52
Zay ihany no mahalaza azy.
Tonga teo am-bavako fotsiny io!

Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
| « | Febroary 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | |