Hira sendra azoko fotsiny nataoko ao @ ilay siteko anankiray
www.alisoa.multiply.com
Jereo ao @ Mozika ao dia ireo hira roa farany...tsy haiko lotra ny lohateniny fa napetrako fts.
Tsara be ilay izy
fa aza mba aparitaka lotra azafady satria toa mbola @ Mars ireo vao tokony mivoaka
Taorian' ilay langouste dia inty indray ny ramanavy
"New Sucker-Footed Bat" no filazany azy...
Io anefa izao mety hitanao eny antsaha eny fa tsy hainao akory...
Ny nampalahelo fts dia mahita ilay komentera hoe "fast-disappearing forests ".....Mampalahelo fa tena izay tokoa ny zava-misy!
Jereo ity tranokala ity fa ny blaogiko moa izany tsy haiko oe maninona fa dia tsy eo intsony ilay sary kely fampidirana sary sy html iny
http://news.nationalgeographic.com/news/2007/01/070108-bat-sucker.html