kitjo | 23 Febroary, 2007 09:08
Mitsirika kely eee
ny orana no mitsitapitapy aty, miezaka iany mande cyber refa mba afaka mitsidika anareo.
Hiala kely ny ville @ herinandro dia mety tsy ho hita mihitsy aloha; fa dia mitsiritsirika eo ihany refa afaka e!
Tsy dia misy vaovao aty dago fa ny MAP ihany no malaza sy ny tondra-drano.
Ny referendum sy ny fanovana lalam-panorenana ihany koa; atao @ 4 avril raha tsy diso aho.
Sinon, milamina ny tanana @ankapobeny, mangingina fa vacance ny ankamaroan' ny mpianatra; vacance de fevrier na mardi gras hono e!!!
ankotra zay koa mba zava-baovao dia efa misy irony "cruise" irony mankaty amintsika
Ao Diego zao misy ray, misy mpandeha 250 ; angmisy ny ankamaroany mitsangatsangana amrony sambo b irony;
avy any Maldives, Seychelles dia nankao Diego ary hitety an' i Madagasikara manodidina.
Dia tsy haiko aveo
Be zavatra vaovao aty k!
zay ary aloha fa dia mazotoa daholo e
ikalamako | 23/02/2007, 16:02
isaky ny mandalo njy dia atao bonjour aloha, fa rehefa hanepoka fa tsy hahita cyber intsony dia hangina ihany izahay. Dia alaivo sary ny haben'ny mofogasy raha mbola ilay kodiarana camion tamin'izany andro izany na efa kodiaran'ny bibile-n'ny zazĂ . Miandry ireny flash ireny izahay an !
kisskiss klou en attendant ! :*
dailynews | 23/02/2007, 16:23
Misaotra nitsidika sy nizara vaovao.
bizbiz
Ikaretsaka | 23/02/2007, 17:00
dia faly mahita anao ato indray "anaka"
dia nahita ireto vaovao nambaranao aty am-pitokana-monina aty dia sady ravoravo no gaga fa tena tara ny tena @ fandehan'ny vaovao any an-toerana
mazotoa @ asa any antsimo dia mivavaka ho anao
Ikaretsaka
pissoa | 23/02/2007, 18:58
Otran'izao koa moa ilay misy journee des ecoles e ?
kitjo | 24/02/2007, 17:06
salama dol;
mis tokoa ny sary fa saingy laika lava d ela be li-load azy ato @ cyber fa haka fotoana tsara aho dia asiako sary k;
mba malahelo anareo nge za e :)
dia refa mba afaka miditra kely dia manararaotra....
tsy haiko akia ry Pissoa toa ts mahita aho fa efa vita aby angamba, na za no tsy maharaka
androany ny famelabelarana ny MAP any aminay any Antsirabe any, nasehony t@ TVM omaly moa ny vontoatiny ankapobeny fa rehefa manaraka angamba ho voapetrako ato ihany fa mba nandray note kely aho; hihihih
Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
| « | Febroary 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | |
Re: Mbo mitsidika oooo
Chayo | 23/02/2007, 09:48
Hay ve ka misy vacance Fevrier zany koa eh?Ny aty izao efa ho Grandes Vacances mihintsy amin'ny Mars.Dia hividy indray izany amin'ny Avril ka rehefa vita izany io dia antenaina fa handeha amin'izay ilay hoe decollage vertical sa ahoana hoy Kitjo? Mazotoa hatrany eh
Chayo