kitjo | 24 Febroary, 2007 17:16
Sali aby oo
LAsa kely ny saiko omaly fa izao vao tena "saina tonga" hoe tena nisy fiainana iray tapaka mihitsy kay nony nody aho
Ezahako tohizana ihany fa tena hita ilay fahabangana,
Ny tiako tenenina dia t@ tany SInga dia fiainana andavanandro ny tao @ Serasera, hafatra sy forum inddrindra2, izaho be resaka koa angamba, hihihihiih
nony taty amin izay nandritra zay andro vitsy zay dia tena hita lay fahabangana satria toa tsy mahara-baovao zany tsony na dia eto Dago aza, ,ahatsiaro ho tsy maharaka resaka intsony;
Indrindra moa rehefa misy hevitra ilaina zay zatra lay tonga d mametraka hevitra @ forum (sakafo sns); i fiffi moa dia lasa encyclopedie-ko mihitsy mpanome reference sns;
eny na dia ny rediredy sy vazivazy amindry bazylou sy ry ronaldo ary lasa alahelovako aty; hihiihih; tena marina zany ry zareo fa tena banga ah
tsy maharaka inona inon intsony aho aty, na miezaka mamaky gazety sy mihaino radio aza
eo moa ny vazivazy (forum Anay hatrany bira) sy ny eritreritra mandalo isany toanoeritreretina ho rediredy matetika, na koa ny resa-behivavy izay ahitana lehilahy tsy mahatanty mitsatsaingoka matetika...hihiihhih
mety ho mpanadala matetika no fidirako amreny ka zay ngamba no tena tsaroako
aty Dago moa dia nisy vitsivitsy ny Namana mpitafatafa ao @ SErasera sy mpiblaogy eto no efa mba hitako;mahafinaritra ery satria resaka baogy tonga dia mitohy ary efa misy "projet" mitsiry any ho any, fa mila fotoana kely fa izaho moa henjikenjika; mahavelom-bolo ery arah toa antsika daholo ny Gasy e...
Indrisy fa tsy afaka hamonjy lay Takarivan'i Ny Eja fts ah androany na maniry mafy aza fa tsy misy "Namana"
Zay ndray alha ny eritreritra mandalo e, fa soratra mipetraka
Bizz dol
ikalamako | 24/02/2007, 22:58
aza mampangoraka akia a. mandeha zatra io rehefa avy eo, njy le mbola misam fts koa angamba fa rehefa tonga ny rythme tsy any tsony ny blèm o. ;) njy moa izao efa mba manampy isa an' jentilisa mi-inform anay aty , sa ????
Ny tena mampime fts dia raha vao miova toerana kay zany dia tsapanay eto @ blaogy ihany, vao hoe hody njy dia efa nalahelo zahay, tonga soa njy dia avy dolo izahay niarahaba, toa samy mi-guette ny hetsiky ny blaogy-njy dolo o ? nefa de eto ihany no hihaonana :O
Eto ihany akia zahay a, samy be resaka eto!
:*
bilakarenjy | 25/02/2007, 13:57
Itovizan'ny pi-blaogy sy ny pi-net rehetra io fa na hatrany @ toerana fivoahana aza mbola manaraka foana ilay portable .Resaka daholo izany ,fa ny efa zatra toy izao aloha dia somary mamolaka kely @ voalohany fa rehefa mitombona tsara ny fandaharam-potoananao dia miverina ho azy eo ihany io .
Ary tsy nitondra portable nody angaha ianao nefa tany aminareo tany Singapore ireny toa bdb sy maro isafidianana .Tsiahy ny ahy iny
Ataoko fa efa manomboka milamina sy mandroso ny zavatra ataonao any an!.
Dia mazotoa ry alisoa a! ,eto ihany ny tenanay fa tsy mankaiza akory .OK!
sipagasy | 25/02/2007, 17:00
tonga soa any aza aloha e! mmhhh dia i dadatoa (Fidelis) irery izany sisa any singany any ann, iny tsy hody intsony e!
ikaretsaka | 26/02/2007, 03:20
tena marina izany... ny ahy zao na mitoka monina aza manaraka ny smartphone.
fa rehefa tena tratran'ilay any @ dezaka ianao dia adino ihany io..dia sento sisa e! rehefa mahatsiaro izay!
jentilisa | 27/02/2007, 07:07
Hay ve nalahelo be njy tsy nisy namana mba niaranijery ny eja e! izaho aloha miala tsiny be fa tena efa nolazaiko iny ihany e! tena mety matory fotsiny aho raha vao takariva feno embonembona izany. Mpitia tononkalo aho fa ilay tsy amin'ny alina loatra. efa zatra ilay takariva amin'ny telo na amin'ny dimy ora angamba aho.
Raha tsy izany tsy nisy fijerena ny eja vanona fa lany tamin'ny resaka fotsiny :P
simplex | 27/02/2007, 14:26
Miandry an'le projet zany e.
Serasera tsy manadino fa mandray antanandroa foana e :)
kanto | 15/03/2007, 22:52
hono hoah aly, ianao angah mahafantatra an'i pasteur rabenasolo ao @ tfm sy ilay anabaviny atao hoe tantine nirina iny raha tsy mahadiso?
kitjo | 22/03/2007, 08:29
sali sali dol
tonga kely ndray aloha e
Kanto, tonga dia hovaliako aloha, tena tsy haiko io olona lazainao io; TFM inona moa io azafady?
jentilisa: ato am blaogy sisa an, hihihihi, e mi sms madacom ko danz b ko!
kitjo | 22/03/2007, 08:40
sipagasy: datoa ange any philippines e, ts haiko izy raha mbola any aza, mangina rery any mihts fa mba vangio izy e;, hihihi
ika: aty tsis smartphone ko, fa ny DTS efa manandrana mandefa Mobile ao ordi portable alo izao fa isalo ts mahazo ka ts haiko
bilakrjy: efa miha zatra ihany fa na izany aza mahatsiaro blaogy sns foana, sady refa misy zvt ilaina tsita oe iza no anontaniana d eo le tena mampatsiaro
ikalamako: meci bcp akia an, tena miasa tokoa aloha izao e, d mba varimbariana; mahatsiaro anareo foana anefa!
tena sty afak manampy an jentilisa akia za satria nareo zao maharaka vaovao noho za, ao Isalo manko na RNM aza ts mahazo ny radio fa AM no mande d sarotra b mitady azy; FM avy eny Ihosy ray iany no re, ny gazty tara 1 andro raha misy aza,
mba misy namana mpanao gazty iany d zareo mba mampitapita vaovao tselatra am SMS, sy ry jentilisa, hihihi
hery: tena tsy lasa aho fa tsis namana d nande nijery concert Ricky, sortie album vaovao Odiaina; fa tany no nisy namana ni inviter fa concert exclusif lay izy sady mba aloha2 tam 7
sitlo | 24/03/2007, 18:30
Banga hono i Kitjo
Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
| « | Febroary 2008 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | |
Re: Namana serasera
Hery | 24/02/2007, 20:04
Marina mihitsy io. Izaho koa izao tapaka ny connexion internet ao antrano satria niova compagnie telephone izahay dia tena fanina mihitsy raha tsy mandeha kely mitsoriaka aty amin'ny cyber.
Hay tsy nandeha tany amin'ny Takarivan'i NyEja ianao... kanefa nilay izao ilay izy an. Mba ilazalazao an'izany projet izany ihany e.