kitjo

EFOIMAD

kitjo | 02 Oktobra, 2007 11:50

Salama daholo indray

 

Ohatry ny mahzatra moa dia mandalo dia miserana rhefa mba eto Iarivo.

Sahira-dava ny tenanay @ asa nefa tsy manadino na izany aza.

Faly ery koa nihaona t@ Fasaly t@ maraina ary mbola hihaona rahariva miaraka @ Sasa.

 

Tsy ho be resaka satria tery ny fotoana fa ho antsika eto Madagasikara dia nitsangana ny "Entreprendre au Feminin Ocean Indien Madagascar na EFOIMAD". Ka entanina izay rehetra liana ny hiditra amin' io fa be dia be ny mahasoa, anorato aho izay mila fanazavana fanampiny,

 

Natao ho an' ny vehivavy tompona orinasa, na mpitantana orinasa (na tsy tompony aza), ary indrindra2 ho an' ireo manana "projet" kanefa sahirana @ hanatanterahana azy...Marihako eto fa "reseau" Ocean Indien izy io ka ny COI no mi- financer azy ary misy partenaires bdb miaraka aminy.

 

Za moa zany membre de bureau, Conseillere Marketing ka izay liana dia midira e, ny 15Oct izao no hivoaka ny siteweb ka ho alefako eto ny adiresiny.

 

Izay ndray ary aloha fa dia tena mbola revo dia revo ato e

 

Biz dol

Hevitra

Re: EFOIMAD

ikalamako | 02/10/2007, 14:00

manakory e !!!!!
Kissssssss

Koriaby

kally | 02/10/2007, 17:24

Tsy manadino an-dry akia na lavitra sy tsy dia heno aza! mahatsiaro ny fitsalotsaloana ao amin'ny forum!!!

Mandalova matetika ihany rehefa afaka e!

Aza adino

jentilisa | 02/10/2007, 18:07

Fa misy iohany koa ny fikasana fihaonana mpibilaogy eto Antananarivo amin'ny 18 oktobra...vakio ny any amin'ny Tattum any!

Miarahaba ihany koa e!

Yayyy

Mirana | 03/10/2007, 07:32

Oh my gosh! Ela be :-) faly be mahita an-dry an-tsoratra lol ;-)

eehhh..

kitjo | 03/10/2007, 09:58

sali dol

jentilisa> aleo fa antsoiko enao fa tsy haiko za ra eto amin' io fa hamonjy forum JCI any maurice za 24 d mety 22 vao eto Iarivo fa aleo aloha jerena...

Biz dol

saliiiiiiiiiiiiiiiiii

simp | 05/10/2007, 00:03

mihetsiketsika mintsy ny anao ity :p
tsara fa tohizo :)

mirary soa eeeee

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb