Takelaka hafa
Blaogy na site-n'ny namana..
- Dailynews: Eto ianao manaraka tantara tsy andoavam-bola kanefa miaina @alalan'ny nofy
- Pissoa: Jereo ange ilay kilalao Fifidy moa sa inona....afaka andro mihitsy ianao
- radotiana: mandehandeha mahita raha...misaina koa anefa!
- Rabelazao: Manao tantara valamaty izy ity..hahaha..laingako iznay fa mba jereo anie fa dia mandinika tokoa ranamanaa e
- Tokinao: Namana mavitrika manara-baovao indrindra indrindra...seriE refa seriE fa nddray ko manala azy d mimeme..haha
- Mirana: Connecting people
- Vola: Namana hatramin' ny fahakely.....
- jentilisa: Zava-misy...tena mazana i ranamana @fitateram-baovao! sady @ teny Malagasy ranofotsiny an!
- Alisoa: Ahy ihany ity fa saingy @ teny anglisy ny ankamaroany resaka ao!
- Lova: Worldshaker: Please have a look..wonderful!!!
Fianarana eto SIngapour
- Cambridge School of Language: Fianarana langues isan-karazany! Fa anisan'ny tena tsara io...aorian'ny British Council!
- Tyndale Language School!: Fianarana prive io fa tsara ny anglisy ao..avy eo afaka mifindra fianarana hafa rehefa tena hianatra!
- British Council: Ao raha hianatra Anglisy aloha..manomana exam IELTS
- SHATEC: Hotel Management, Tourism, Food 'n Beverage ary Hospitality Management
- Management Development Institute of Singapore: Sekoly prive fa tsara! Surtout Mass Communication, Biomedical, Business Studies
- James Cook University: Ao za mianatsa izao!Uni australian fa misy campus eto..malaza @fianarana Business, Tourism, Psychology, Secology ary Information technology
- Singapore Management University: Milay beuh!
- NAFA: Mbola ecole d'Art ihany!
- National University Of SIngapore: One of the Top Uni in the World...fa grave b ny fidirana ao!
- Lasalle SIA: Art: Architecture, lamaody, peinture, Interior Design, Mozika, Dihy sns..Malaza eran-tany io fa saingy ny mpianatra ao oh somary mitapitapy zany dol..hihihi..zay ngamba le mpanao ARt ve?
Gazety..media Gasy
Radio Gasy
- MBS: mandeha direkta io..live maitsinyyyy aryyy!!! saingy hainareo ihany fa lakolosy tokana be...na mpanohina ary za..hihihi
- Radio Fahazavana: Saingy indrisy fa andoavam-bola izao ny mihaino azy..Azo atao ny mandoa vola any dago ka raha mety dia asaivo aloan'ny namana na fianakaviana any!
- Radiovazogasy!: vazo gasy..misy dedikasy ao fa tanjemo an!
Takelaka malagasy!
Vazo Malagasy-Audio!
- gasy karaoke: mahafinaritra ny ezaka..eny na dia mbola eo am-panamasahana azy tanteraka aza ny tompon'andraikitra..mankahery e!
- Mahaleo: Ny ankafiziko indrindra
- Kaiamba: Kaimba...
- Salala: Mampanembona mafy!
- Ifanihy: Tsy dia fahita firy intsony kanefa dia kanto tokoa!
- jaojoby: aoeee!
- Fenoamby: Tena malagasy
- Ejema: Hiran'i Ejema maromaro
Vazo Malagasy-video!
Vita Malagasy!!!!!!!
- Labootika: Mivarotra entana avy any Dago!
- Axius group: Orinasa tena malagasy na dia misy vokatra vahiny aza amidiny..mis karazana activites bdb, mbola eo am-panamboarana site ry zareo!
- TIKO: Vita Malagasy!
- Homeopharma: Mahafinaritra ny vita malagasy ry reto an..sady feno karazana mihitsy ao! za aloha fidele amin'io e!
- tropical items vita malagasy: Tsy hoe vita malagasy fts fa sady fanampiana ny mpiray tanindrazana amina-projet iray any Dago io!