kitjo | 29 Desambra, 2006 16:02
Kory aby!
Manamarina kely ilay nolazaiko aho angamba t@ ilay korontana Analakely...
Jentilisa, efa mahazatra ihany mahita korontana Kermesy sns hatrizay fa tsy nampoiziko oh zao ny teo @ avenue..raha ANtsonjombe na oh znay mba tsy maninona...misy koa ireo manege sy fakana sayr miarak @ Dadabe Noely tsy maninona fa ireo loka maro samihafa no hitako tena nanimba endrika..hany ka na ny olona aza matahotra hitondra ny zanany eny fa miafiafy ety @ sisiny maka sary fts
Jereo ange ireto sary manaraka ireto
Ny masikita sns..toaka!
Anjaran'ny ankizy
Toy izao kosa ny loto rehefa hariva..niniako nolalovina mihitsy nojerena oe manao ahoana..manoloana ny behoririka io...
Saingy mandainga kosa aho raha milaza fa tsy madio rehefa maraina..androany aho nandalo Analakely vao maraina be mhitsy (T@ 6 latsaka) fa madio tsara..)
Na avy aza ny oranaaaa....miaritra foana!
Anosibe kosa anefa dia milamina sady madio an! na dia misy aza ny mpivarotra amoron-dalana!
Efa misokatra misosa tsara ny by-pass...vao teo za teny..hehe
krismasy alina tany am-piangonana!
Toy izao ny studio filazam-baovao RNM..mpanao gazety ireo fa tsy za akory!
zay ndray aloha fa ela be le connexion fa refa any Singa ndray ny manaraka angamba
Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |