kitjo

Categorie: Mofon'aina isan'andro!!!

Zany hono

"Mahonona tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;tohero izy, ka miorena tsara amin'ny finoana hianareo, satria fantatrareo fa izany fahoriana izany dia manjo ny rahalahinareo rehetra eran'izao tontolo izao." IPetera 5:8-9 Nalaina...

Mpanan-karena hafa kely!!

"Fa inona no fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy, [Na: ratsy fanahy.] raha maito ny ainy, Ka [Na: Fa inona no fanantenan'ny mpihatsaravelatsihy, na dia mahazo harena be aza. Raha, etc.] tsoahan'Andriamanitra ny fanahiny? " Joba 27:8 Niara-nidinidinika t@ mpiara-mivavaka aho omaly ka...

Fahendrena!!

Androany 16Dec Ohabolana 1:7 " Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalana; Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana"

Rom 12:2

"Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina."

14Dec

  "Ary mba toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa, dia maty mihitsy." Jakoba 2:17   Nalaina tao @ baiboly.org

13Dec:

"Aleo anatra imaso Toy izay fitia afenina. Azo itokiana hahasoa ny fery ataon'ny sakaiza; Fa tena fitaka ny fanorohan'ny fahavalo. " Ohabolana 27:5-6 Nalaina tao @ baiboly.org  
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb