Categorie: Mampiomehy na mahatsikaiky!!
Azafady fa @ teny anglisy fa blaogy eto SIngapore manko! http://justsomegibberish.blogspot.com/2005/11/funny-exam-answers.html
Zavatra somary nanaitra ahy t@ vao tonga taty ireo karazan- tsakafo tsy mahazatra...zay ny maha-kely maso ny kely maso, tsy ny sinoa ihany Ny tena tiako dia ny voam-boatavo zay endasina toy ireny voanjo ireny ary indindra fa ny 'jus de bozaka:...
Taorian' ilay langouste dia inty indray ny ramanavy
"New Sucker-Footed Bat" no filazany azy...
Io anefa izao mety hitanao eny antsaha eny fa tsy hainao akory...
Ny nampalahelo fts dia mahita ilay komentera hoe "fast-disappearing forests " .....Mampalahelo fa tena izay tokoa ny...
Mahagaga tokoa fa: Kitra: ny Frantsay dia mainty Basket: Ry zareo avy ao Qatar, t@ Asian games vita omaly dia mainty daholo koa! Fa na iznay aza nataon'ny kely maso mamay!!! http://www.channelnewsasia.com/stories/afp_sports/view/247469/1/.html Izao izany ny arabo aminy..hahaha
Ohatry ny tsy misy mampiomehy mihitsy ato @ ty blog ty fa inona ny nanjo an'i kitjo???? Tandremo ry zareo ny fampiasana "ponctuation", inona moa ny dikany @teny Malagasy?? Izao ilay hoe Samy mafoaka!!!!! Miala tsiny fa tsy mety raha avadika teny malagasy an! nanoratra teny @...