kitjo

Categorie: Ny isan'androko, ahy!

Mandalo kely indray..

Miarahaba antsika rehetra eto indray e Tanavo miakatra ville kely indray aloha, tonga eto Iarivo! na ny fikitihina ireto bokotra ireto aza manoatra nohon' ny mitsimpona akotry @ vato; sady fararano zao ny andro aty;Zany no malaza, mampiakabary aby ny olona eny ambanivohitra. Za moa tsy...

Namana serasera

Sali aby oo   LAsa kely ny saiko omaly fa izao vao tena "saina tonga" hoe tena nisy fiainana iray tapaka mihitsy kay nony nody aho   Ezahako tohizana ihany fa tena hita ilay fahabangana, Ny tiako tenenina dia t@ tany SInga dia fiainana andavanandro ny tao @ Serasera,...

Onjam-piainana!!!

Voakitika kely ny foko androany... Toy izao ny fandehan' ny tantara... misy namako iray, izay tena toy ny rahavaviko mihitsy moa izany...zandriko kely fotsiny. T@ mamany bevohoka azy dia "nitsoaka" ilay rangahy.....lehibe teny ihany anefa izy ary tafita tokoa satria manana toerana...

Tonga indray!

Kory aby! Tafaverina eto indray e...mbola valaka be fa nihodikodina ny raoplanina no ela be ny transit.... Tratry ny taona aby dia mirary soa oo... Milamina any Dago sady levona ny cyclone..ny manaraka ndray no asa! EFa madio no sady mangingina vita fety ny tanana...ny vary @ 700ariary no...

Ny aty Dago

Salama dol mba manararaotra mitsidika kely e samy tratry ny Krismasy dol d mirary fety sambatra milamina aty sady mangingina manaraka ny avenue sy behoririka iny no mikorontana bordel be misy kermesy sns am avenue kodiakely, manezy; loka samihafa; masikita sns sns mikorontana b mitsy fa hita...

Transit a Bangkok

Eto Bangkok aloha transit 2h...soa fa mba fohy2 ihany 12h05 alina ora SIngapour izao...misy 1h ny elanelana ka tsy haiko oe 1h mialoha aty sa tafara...hahhaha..fantatro fts fa tsy ho tara aho satria eto akaikin'ny boarding room...tazako eto aby ny Gasy andeha hody..lol Tsy mba toy ny any...

Manaova fety sambatra daholo eee!!

Dia hanainga moa iznay afaka 6 ora eo ho eo... Koa dia mirary fety sambatra sy finaritra ho antsika rehetra sy ny fianakaviana e! Samy ho tratry ny taona vaovao aby koa! Ao @boarding room rfveo mety mbola mi connecte kely @ wireless fa refa any Dago alo ngamba d email ihany...hihihihi Enga...

lasa ihany!!!!!ny tsy maintsy atao any Dago...

Oouufff... Dia lasa ihany aho izany ho any an-tanana..hanao fety...hiihihih Tsy ni-ouf mitsy za raha tsy tety an-tanana ny billet..hahahha Hanao to-do list kely zany satria 12andro monja ka araraotina tsara - Mamangy fianakaviana - Rendez-vous nalaina:    - manao volo...

Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

Pppffff... mandreraka ny service ao Dago Efa 1mois nanao reservation, nefa mba hoe aleo any @ agence a Dago no mba manao resa fa mba manampy azy!!! Efa haka ny billet vo oe misy zavatra tsy mety.... @Zoma no tokony depart ka asa fa kivy tanteraka aho ity...soa iany fa nanao reservation...

My sis' birthday

Oh yeah.. Today is my youngest sis b'day! 9 yrs old...oohhh Mahagaga ny ankizy amin'izao fotoana fa dia gaga aho fa telephone hono no cadeau angatahiny... t @androko 9 taona iznay tobil kely...za manko tsy mba nilalao saribakoly..hiih..dinety no nilalao ihany! mahavariana! Fa izy aloha dia...

13 Dec!!!

Alina sahady ny andro.....Ny orana tsy mety mijanona. Grave koa ilay dekalazy k! ny olona manomboka mba connecte..ziao vao manomboka mafana ny resaka ao @ forum...ny andro anefa ity efa ho @ 1 maraina..efa mba miezaka ny hatory aloha manko za io. Isan'andro 3h eo foana, zao mba hanandrana hoe...

13-12

Dia mbola tara njay vao nifoha fa tsy mianatra! Vao mifoha dia oram-be..ggrrr..tsy maina ndray ny lamba anjoany! Zao le mampa-noana, asa ianareo raha toa ahy fa za raha vao mijanona ato antrano ohatra an'izao ka avy ny orana dia te hihinan-kanina foan foana! hhmm..raha izao no mahazo katsaka...

12-12-2006

Inona moa izany fa dia tsaroako tampoka fa hay anniv Ravalo anjoany! 57ans hono izy hoy mimich....hay efa lehibe ihany lery fa mbola mitana kosa! hihihihihi Ankoatra izay dia nandeha nandende tany Toa Payoh, tsena lanitra misokatra."open market".hihihih...nandeha nijery telephone moa...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb