Categorie: Ankapobeny
Kory aby! Manamarina kely ilay nolazaiko aho angamba t@ ilay korontana Analakely... Jentilisa, efa mahazatra ihany mahita korontana Kermesy sns hatrizay fa tsy nampoiziko oh zao ny teo @ avenue..raha ANtsonjombe na oh znay mba tsy maninona...misy koa ireo manege sy fakana sayr miarak @ Dadabe...
Nalaiko tao @ blog an' Ikaretsaka!! "Help us to find God." "No one can help you there." "Why not?" "For the same reason that no one can help the fish to find the ocean." Dia hoy aho hoe: Henoy ilay hira manao hoe : "Anjaranao izay...
Izany hono hoy ny mpanara-maso iraisam-pirenena ka inona ndray no tsy marina amin' izany?? http://www.gov.bw/cgi-bin/news.cgi?d=20061213&i=Madagascar_elections_free_and_fair
Dia lasa ny saiko hoe... fa maninona no natao hoe Plastika nefa toa tsy misy Plastika izany akory? Sa ilay olona no lasa ohatry ny plastika mivoaka avy ao? SA ilay hoe ny plastika no azo tefena toy ireny? koa raha natao hoe vy? rehefa mandeha ny eritreritra dia betsaka koa ny...
Miarahaba antsika rehetra.. Mba nitsidika tato @ blaogy aho ka nahafinaritra nijery ny an'ireo namana ka inty aho mba hanandrana kely aloha fa na ny mampiasa anty aza tsy haiko oe aiza sy ahoana... mandra-pa e!