Categorie: Association..ndao e!
sali sali dol toy ny mahazatra dia rehefa sendra iakatra eto Iarivo i kitjo vao mahita izany internet izany, Toy ny tanavo mihitsy ary maro amin'ireo mot de passe no adino(satria maro lotra nywebsites nidirana tany Singapour) Rehefa lasa eritreritra any amon'ny dezaka any(any...
Salama daholo, Misy solosaina marobe tonga ao @ Ministeran' ny Fampianarana amin' izao, mbola misy ho avy aza. Ny tanjona dia ny handrakotra ireny toeram-pampianarana ireny ny solosaina mba ahafahan' ny ankizy Malagasy mianatra sy mampiasa izany, izay raha tsorina,...
Salama daholo indray Ohatry ny mahzatra moa dia mandalo dia miserana rhefa mba eto Iarivo. Sahira-dava ny tenanay @ asa nefa tsy manadino na izany aza. Faly ery koa nihaona t@ Fasaly t@ maraina ary mbola hihaona rahariva miaraka @ Sasa. Tsy ho be resaka satria tery ny fotoana...
Anisan'ny tena manome inspiraka ahy io fikambanana io ary mahafinaritra na ny presentation an'ilay site fts aza http://www.hopeformadagascar.org http://tropicalitems.com/ kanto ny Vita Malagasy (tohiny)
Ao @Sary ny tohiny!