kitjo

Categorie: Fianarana eto SIngapour

Sary MADASING- 2 (tohiny)

Lava lotra le iray aloha dia tohizako ato!! Aniverseran' i Ando raikitra ny daomy....   (tohiny)

Sary MADASING - 1

Anananay betsaka raha haingotrano vita Malagasy     (tohiny)

Gasin'i Singapore (andiany zokiny)

Tsy haiko moa ilay fomba filazanareo azy iny hoe malagasisopia sa moa inona ka dia notsoriko ny ahy...  Nataoko oe "andiany zokiny" satria dia misy karazany roa samihafa be tokoa izahay..ireo teo aloha (2001-2006) dia efa somary lehibebe daholo izahay: salan' isa 22taona...

Fianarana @ teny Anglisy!

Misy no tonga dia matahotra vao hoe @ teny anglisy ny fianarana aty! DISO BE!!!! H@ zay aloha ka hatramin' izao dia eo @ 4 volana, na 6 raha be indrindra no ilain'ny mpianatra malagasy mianatra Anglisy rehefa tonga eto SIngapour, alohan'ny anombohana ny tena Fianarana. Raha faran'ny tsy...

Antotan-taratasy sy fiomanana raha hianatra aty SIngapour!

Taratasy ilaina: Tsy hoe akory hoe ireto daholo fa ireto no tsy maintsy..mitovy @toeran-kafa ihany angamba - application form avy @sekoly (azo alaina @internet) - visa application @immigration (alaina @net) - taratasy na diplaoma @zay fianarana hafa rht natao - taratasy sivily...

te hianatra aty SIngapour na hampiana-janaka?

Azonao jerena ao @ Rohy ny ny lisitr' ireo Sekoly malaza eto SIngapour 13mianadahy izahay no mianatra eto izao. 4 kosa no efa nody na nifindra toerana! Hohazavaiko manaraka fa raha ny teo manokana aloha dia afaka BEPC no tsara mankaty raha hanohy fianarana fa tsy miandry Bacc Tonga dia...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb