kitjo | 17 Janoary, 2007 09:01
kitjo | 17/01/2007, 10:56
:)
izay mihitsy no vao nolazaiko azy vao teo satria raha mieritreritra ny hihavana tsara aminy ihany hoy aho tot ou tard tsy maintsy hifampiresaka....
mazoto moa izy fa hitako tena mbola tsy vonona mihitsy...miandrasa kely hoy aho ary sady vao nahazo asa koa izy ka andeha hifindra firenena ato ho ato aloha ka voalamina ny any vao hanapa-kevitra!
tsara kosa zany ry xxx....sady raha zavatra toy izany ange tsy ho verin' ny tsy ho iray e...ny vady na namana no azo soloina na ajanona fa raha ra mikoriana zany any foana!
arahabaina ianao izany...
hasina | 17/01/2007, 14:57
kikou kitjo !
Mba tohina kely koa ny foko @ le hoe " Afaka manambady amin'izay zany aho". :(
Azo atao hoe misy itovizana @ cas-ko ihany nian'ilay namanao io , na dia tsy mitovy tanteraka aza . Izaho koa dia nisy fotoana nivoady fa tsy hamela na rahoviana na rahoviana Raiko ( noho ny antony izay tsy hoteneniko eto satria ho lava loatra ) . Tena nitana alahelo sy nanao an-dolom-po be mihintsy a , ary raha mijery ny foko @ zao a de tena azo atao hoe "miracle" mihintsy ny nahavoafafa ny alahelo sy ahatezerana tao . Tsy mora io mamela io indrindra raha grave ilay zavatra vita.
Nena manokana aloha dia ny fiovako fo taorinan'ny nandraisako an'i Jesosy ho mpamonjy ahy no nahafahako namela e, satria ao aminy marina no misy ny famelana rehetra.Ary tao aminy rery no nahazoako hery sy fitiavana ampy namafako ny fahadisoan'ny Raiko.i.e Raha izaho manokana aloha dia tsy vitako t@ heriko irery ilay izy e. Tsy voatery ohatr'ahy daholo anefa ny olona rehetra ka asa ...Rehefa namela kosa anefa aho , dia tena tsapako hoe nisy zavatra mavesatra niala tao am-poko , tena sitran'ny "aretina" namparary ahy hatrin'ny ela aho ary tena hitako hoe maivamaivana mihintsy :) . "Un nouveau départ" ouzy ilay fitenena izay . Miverina ohatran'ny tsy misy mintsy zany le zavatra nisy, parce que le vrai sens de pardonner c'est oublier . Misy olona milaza hoe " je pardonne mais je n'oublie pas" fa ny tena dikan'izay hoe mbola tsy namela izany le olona .
Aok'izay fa sao dia lava loatra ka lol , manantena fotsiny a hoe mba misy mety azo hotsoahina hoan'ny ny namanao io anjara biriky keliko io e , dia ny voninahitra rehetra hoan'Andriamanitra (Tena misy Izy io hoan'izay mbola tsy mino tsara)
kitjo | 17/01/2007, 18:54
Merci Hasina...
Marina mihitsy zany lazainao izany ary tsy misy tombotsoa ny hananana alahelo sy hifandrafiana rahateo...
Mino marina koa aho fa hain' Andriamanitra ny mandamina ny zavatra rehetra ka ho tanteraka araka ny sitrapony @fotoana mahamety azy!
@maha-olombelona moa dia sarotra araka ny teninao raha ianao @maha ianao anao ihany no hisaina sy hiady ny ho amin izany ka mivavaka momba an'io foana izy ary izaho manokana dia mivavaka ho azy...
araka nolazaiko teo dia vao nahazo asa an-tany lavitra izy ka mbola manomana ny diany ka eo koa ny fisafotofotoana @ fotoana sy ny zavatra maro angamba dia somary mbola tsy milamina kely.
Mahafinaritra ny hoe misy vavolombelona ary manome courage..izy moa tsy dia mijery ato fa asa raha ho hitany...fa sinon entiko an-kolaka ny hafatra..lol
Kwasi | 18/01/2007, 00:12
kitjo
Sarotra ny tokoa ny mamela indrindra eo anivon'ny zanaka miohatra @ ray aman-dreny. Toroy hevitra ny namanao hihaona @ rainy araka izay azony atao rehefa ao am-pony izany. Mba tsy hisian'ny nenina raha sanatria ka misy tampoka ny patsa iray tsy omby vava, ka tsy hampisy ilay fihaonana intsony. Mety fantatrao ny tiako ho lazaina.
Mirana | 18/01/2007, 03:34
Wow Aly! Tena tohina kely koa izaho naheno an'ilay tantarandry. Misy olona tena akaiky dia akaiky ahy koa mitovy "cas" @ io fa saingy izy tena tsy te-hahafantatra ary tsy vonona ny hihaona @ rainy mihitsy...Lasa be ny saiko namaky an'ity tantara ity...
kitjo | 18/01/2007, 04:30
Kwasi> hhmmm...nangoritsina kely ny lohako :O
marina tokoa zany lazainao zany aanefa sao ho tara loatra....raha hisy ihany tokoa moa inona no andrasana...
Ny mahagaga ahy dia tsapan' ilay rainy angamba ny ao am-pony ka tsy miteny koa izy satria amin' izao dia mifampiantso an-telephone izy mianaka...tsy misy resaka inona mihitsy hono fa dia manontany fahasalamana fts....
ny farany teo fts angaha mba nahafaly azy dia satria any @ tany misy ady no andehanan' ilay namako, ka mba nanafatra ilay rainy izany hoe "mitandrema tsara"..
Raha ny mba tokony ho izao dia mba alohan' ny andehanana any tokony mande Dago izy sady nararaotra ny taona mba vaovao izao @ iznay fiainana vaovao izany...
asa aloha fa tenenina milamindamina eny ihany e!
kitjo | 18/01/2007, 04:34
Mirana,
Mampalahelo koa izany...
Toa na' ilay namako io aloha dia mbola tsy nieritreritra ny hitady an-drainy mihitsy izy raha tsy hoe any aoriana any raha tsy nandray andraikitra ilay reniny e...
ry zareo moa samy olon-dehibe efa samy manana ny fiainany fa ity zanany no toa nahatonga saina azy angamba..
ka heveriko fa hevitra tsara ihany raha toa ka asaindry mandray "initiative" kely ny olona akaiky an' ilay namandry....mety hi-rejetter izy fa nefa mety hiova tampoka ihany koa ny fony tsy fantatra...
araka ny nolazaiko teo oe ny vady azo ovaina sy soloina fa zanaka na ray amandreny izany tsy ho very ny tsy ho zanaka ary tsy hiova mihitsy ny rA mikoriana ao anaty ao na hafa aza ny eritreretin' ny saina!
:*
simplex | 18/01/2007, 19:19
"je pardonne mais je n'oublie pas"
ny antony tsy anadinoina d voalohany aloha mila fotoana ny fanadinoina. Nature humaine ny mieritreritra hoe tsy mitovy mintsy ny natao ka avela sy ny tsy natao mihintsy. Tsy mety ny hoe atao le zavatra d avy eo v eritreretina lasa otran'ny hoe tsy natao fotsiny, na de hoe pardon aza. Faharoa, ny lasa tsy fanadino satria anatra hoan'ny hoavy. Milala fotoana io zany.
Tsy voatery hoe dada sy zanaka foana fa ny fiainana 1 manotolo d fandeferana sy famelana doly. Iza no tsy nanao fahadisoana moa :). K zay le izy e, eloka ibaboana mody rariny kanefa kosa aza forcer-na. Aleo le zaza hitady ny lalany fa araky ny tenin'i kitjo hoe ny ra tsy mandao.
xxx,
ra ohatra k le ol eritreretiko, na tsy izy kou aza tsy manin:
je suis tres ravi q les choses s'arragent au mieux entre vous,
tsara fa tohizo ;)
kitjo | 18/01/2007, 19:38
Marina tsy azo ialana mihitsy @ maha-olombelona zay voalazan simplex zay
simp> hay enao serieux b oh zany nddray? hihihihi ;)
simplex | 18/01/2007, 20:32
zany hoe kondrakondranina sy tsy ampy kely ka refa mihetsika ny adalako d milatsaka ny hafanana mimoza ao anatin'le tranokely misy an'le voronkely tonga izy d nanao hoe voay voavy caiman la porte poitrine ecrevisse ki est astronomiquement sans degat majeur pour la defense du droit des con citoyen sans frontiere. c vrai koi, l'inflation ne peut pas induire un choc electromagnetique dans le vaisseux sanguin externellement divine le jour de l'appoteose d'une hypothese generale sans conviction. Izy anefa tsy niteny hoe dada a dada ndao hiaza voalavo in ary ity vendrana tsisy otr'zany lany lainga tampoka ah.
"drunken words are sober thoughts" :-P
xxx | 18/01/2007, 22:19
Na d efa mifankahazo b zany ary zahay mianaka izao, le fanadinoina ny passée zany aloha d oh ny ho nofinofy ihany raha amiko ,misy tsy azo adinoina mitsy oe nisy ol nizaka ny mafy indrindra (ilay reny) tao ,ny mitana alahelo no tsy mety
Simp, ui ui, c moi , ca passe bien le courant entre ns mtnant; encore m'ci t@ conseils ;)
ary mi-tselatra kou elah tonga de mahafantatra xxx an !
Kitjo, mbo mody nanao serieux kely fotsiny lery teo fa jereo sahady ny zvtr soratany io , efa tokony haterintsika any @ 18 @ zay ngabany lery hi!hi!hi!
kitjo | 19/01/2007, 05:31
simp> kokolongany fa matwatsa b amzao za....so d niditra ato @le blaogy ny virus-nlah kle!
xxx> mhhh... sarotra marina alo ny tonga d oe manala le fahatsiarovana e...zany oe aza eritreretina fts!
mampatawatsa mits io simplex afa tsy inddray fts refa tsy manondrana....
simplex | 19/01/2007, 08:36
:-P
kitjo | 19/01/2007, 20:31
Tokinao> ie, entiko an-kolaka ny hafatra e!
nsa | 21/01/2007, 16:49
Eeehhh...izaho izany moa mba ahoana!!!
Ny zanakolombelona tsirairay dia samy manana ny tantaram-piainany jiaby tokoa. Araky ny tenin'ilay nà mana namaly anao tao dia , ny fiainana atrehanao no tokony banjinina voalohany indrindra tokoa. Isika olombelona dia manana fahalemena daholo. Ka ilay famelà na no anisan'ny fahendrena ahafahantsika mihatrika ny hoavy. Tsapako ohatrany malahelo mafy ianao miteny hoe "Eeehhh...izaho izany moa mba ahoana!!! ". Ny tombon-dà lana ananan'ny sasany dia misy tsininy kely koa rehefa mandalina sy mandinika ny zava-misy ny saintsika. Ny sosokevitra kely, mamelà ahy ianao ry Aly, mba harosoko dia tsotra. Ny famirapiratan'ny sainao no tena andry mitantana anao hatrany eo @'ny fiainanao isan'andro. Tsapako @'ny finiavanao fa anananao izany zoto-po izany, ka mankahery anao aho ampisy lanjany foana izany famirapiratanao izany @'ny manodidinanao.
Famirapirantan'ny fanantanterahana @ny zava-kasaina no dingam-painana hatrany ! Izay ilay azo ampanarahana ilay "aza matahotra minoa fotsiny ihany". Minoa ny herintsainao sy ny tenanao aloha. Ny fitantanan'Andriamanitra no tsy maintsy leferintsika sy isaorantsika mandrakariva eto an-tany.
kitjo | 21/01/2007, 19:55
Misaotra an' i NSA @ fankaherezana e..
Somary "emotionEe" kely aho nanoratra an'io tantara io ka t@ farany io aho vao nieritreritra momba ahy.
An' ny namako moa no notantaraiko io..fa teo @ ilay hoe "hanambady" no nampisento ahy ary lasa tampoka taty amiko ny eritreritro...
Ny azy moa ny fotoana no andrasana fa ny ahy tsy misy andrasana satria efa tsy eo intsony i Dada...mbola vao haingana koa angamba, tsy mbola niherina ny taona, ka zay no mbola somary mampalahelo kely ahy...
Asa aloha ianareo angamba mahita ny tsikanikaniko sy ny vazivazy sns rehefa miresaka eto..tsy dia ahitana soratra alahelo lotra na nandritra "ny loza" aza...fa ty tantara ity no nampihetsi-po kely ahy hoe "ahoana marina tokoa moa zany rehefa manambady.."hihi... :( za koa toa tsy mba misy dadabe 'direkta" tsony..
Bof..milamina eo zany refa tonga ny fotoana e...sa? hehe
Lasa mivaona aty amiko ny resaka fa miala tsiny!!! :)
Fa na izany aza marina aloha ireo tenin' i NSA ireo e... za koa olona somary mafimafy loha izay..hihihi...tsy dia ajanoko ela ny alahelo, tsy hoe miala akory fa mba tsy eritreretina fa mila mahery..sady isaorana an' Andriamanitra izay rehetra miseho fa dia ankinina aminy ihany!!
Ouuufff!!!
hasina | 23/01/2007, 09:17
kitjo> te hijoro vavolombelona indray aho k'anefa aleo hilamina sao dia fantatry ny olona rehetra eo ny fiainako 1 manontolo lol . Zao fotsiny Aly a , tena betsaka ny fahoriana mety ho hitantsika ety an-tany ety ( jereo fotsiny ny mahazo an'ilay zazakely narin'ny reniny tetsy ambany io), tsy atao mahakivy anef izany f'efa izay mintsy ity tany ity , izao kosa anefa raha kristianina enao ka tena mino dia manana tombony be dia be satria ouzy ilay soratra masina izay tsy tadidiko ny toko sy andininy hoe :" Izy no nitondra ny arentintsika sy ny fahoriantsika REHETRA".i.e Anisan'ny antony nahatongavan'Ilay zanak'Andriamanitra izay hitondra ny fahoriantsika izay satria hitany fa be dia be ny fahoriana lalovantsika ety.
kitjo | 23/01/2007, 16:13
Salut Hasina,
Misaotra indray e..
Marina mihitsy ny voalazanao ary Andriamanitra tsy manome zavatra tsy zakantsika ihany koa.
Izaho aloha mahery ihany fa saingy rehefa misy fahatsiarovana tampoka no mitamberina kely...fa tsy maharitra k!
Dia mahereza daholo isika mianakavim-blaogy e!
Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |
Re: Onjam-piainana!!!
xxx | 17/01/2007, 10:30
bjr Kitjo!
Mba torohevitra ho an'ilay namanao , asaivo miresaka sy mihaona @ ilay dadany izy , maninona moa na oe somary miaraka manao vacances kely mitsy ary , d eo izy mianaka afaka miresaka tsara, milaza izay alaelony retra izy, moa koa ilay rainy afaka manazava azy ny retra retra koa , ilaina fona le communication
Experience vecue , nitovitovy tantara tamiko mantsy , fa izao zahay mianaka mifandray tsara , c tro njay ary (tant mieux) , c vrai, t@ voalohany tsy norarahiko mitsy izy sady tsy te hahalala azy za; mazà na b ilay fihaonana t@ volohany alou fa avy eo tsy naninona tsony
courage, courage ho an'ilay namanao