kitjo | 01 Febroary, 2007 17:20
Lava lotra le iray aloha dia tohizako ato!!
Aniverseran' i Ando
raikitra ny daomy....

Ny sasany mamely mafy mihira!!

Zahay moa dia misy vahiny foana
Dada sy Mama, Arifidy, sendra nandalo teto koa t@ io ny SG Ministeran' ny Raharaham-bahiny t@ izany fotoana (izy 3 mianaka)

2003: Graduation Ceremony an' i Mirah (tsy nahazaka flash d nikimpy fa tsy hoe mandrevy akory za teo an)

krismasy 2005

Teto ndray dia miketrika be manao "Question Pour Un Champion online"

Nampiomehy teto fa ny ambiny nipetraka teo am-pandriana kay nifanditra t@ valiny, nihoraka be ka tapaka ny fandriana (tsy mampiomehy tsony ilay izy tantaraina..lol)
ahahaha
Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
| « | Jolay 2022 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||