kitjo

Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 18 Desambra, 2006 18:10

Pppffff...

mandreraka ny service ao Dago

Efa 1mois nanao reservation, nefa mba hoe aleo any @ agence a Dago no mba manao resa fa mba manampy azy!!!

Efa haka ny billet vo oe misy zavatra tsy mety....

@Zoma no tokony depart ka asa fa kivy tanteraka aho ity...soa iany fa nanao reservation double aty fa saingy mandreraka be ilay via Bangkok no sady ela be ary tsy mety amiko ilay date retour ka dia asa!!!!

Mahakivy....za nefa efa plan b mba hanao fety any Dago na dia fotoana fohy 10andro monja aza!!!

Dia miandry izany fa Gasy aloha hita eo zay fivoakany!!

 

Hevitra

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

dailynews | 18/12/2006, 20:25

sambatra be ky ndry ho any koh, sady hahita fianakaviana. soa ihany fa nanao reservation double izany. adiny firy avy ao singapore ny mankany tana?
mazotoa e. zara misy izany 10 andro izany aza.

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

pissoa | 18/12/2006, 21:24

Tongava soa any an-tanana Kitjo an ! Dia aza hadino ny voandalana, lol.

Mirary soa betsaka :)

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

ikaretsaka | 19/12/2006, 01:45

EEEEEE mazto e.. atao akory fa ny ahako aza niandry efa ho firy andro vao lasa yyyyy
nila nihaona t@ ndrapatrisy mahitsyyyy

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

malalatina | 19/12/2006, 02:40

Tok'ty ny service ny air mad mihintsy indraindray no tsy azoko. Ilay via bangkok hono toa mbola tsy maintsy manao escale ao la reunion atsy ho atsy, fa tsy ho direct ntsony... Dia mety ho tratra an'zay ngamba ndry!
Iza no agence fanaovan'i kitjo reservation rehefa mande?
Aza kivy e, rehefa mifankahita sy manao fety @ fianakaviana dia izay no zava-dehibe.

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 19/12/2006, 07:25

Misaotra anareo
fa nareo angaha ahoana fa le hoe ho lasa sa tsia mihitsy izao no mbola ????
hihihihi...aleo aho iomehy fa ttsss...

Zany hoe nanao resa taty za, d misy namako mba hoe nanokatra agence d hoy aho hoe ataovy any ary, d efa oe handefa le billet aty amzay izy no hoe misy raha tsy mety nefa ny fotoana kely...ilay izy efa oe payer-na a dago zany za tsy nanafatra vola tsony

soa fts fa tsy ni-annuler-ko le taty , ka vao mi deal @le aty za io oe alefa a Dago le dossier dia any no payer-na!! satria tsisy fotoana tsn hanafarana $...

malala> efa via La Reunion efa depuis 21Nov k!
fa tsy mivoaka avion ao La Reunion fa mameno carburant sy mampidina pasazy fts...tsy maintsy nanao an'io Air mad satria maty antoka be fa GP (personnel) mameno avion nefa 10% fts ny aloandry zareo...

Dia novidian'ny Air Austral ny 56seats na feno na tsia par voyage ka izay mahatonga azy lasa mivily any!

Fa mandreraka ilay transit Bgkk satria miala 1am dia voatery miandry ao..surtout le miverina tonga 10pm d nefa maraina vao misy depart..gggrrrrr

Ny ahy akia Air Mauritius ihany no andehanako raha possible, agence eto SInga na tonga dia Air M/tius a Dago fa saingy tamty nanondrana sady manana voucher AIr Mad za d no choice!!!

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

jentilisa | 19/12/2006, 09:09

Very aho marina fa very difficult izany fangaronteny izany! ^-^ sa misy azoko ihany?

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 19/12/2006, 09:32

oudriii...
mbola inspiraka be d voateny dol ze azo tenenina e..hiihih
fa aiza ko nefa ze very difficult eo ry jentilisa fa enao ko ty to lalina...hihihiihhi

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

tosoa | 19/12/2006, 10:29

zaho koa zany te hody... vao haingana laotra aho no tonga de aleo aloha mijanona kely mijery ny fety aty atsinana aty... ;)

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 19/12/2006, 10:35

za ko vao haingana nody (t@aout) fa te hody foana foana..hihihi

tosoa> tonga d nem party zany? hihihi...
mba andefaso kely an le prawn rolls za..lol

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

malalatina | 19/12/2006, 10:49

Fa i tosoa aiza ho aiza??

Tantara be mampiasa atidou kou zany mahazo an-draKitjo zany, mahereza e. Maninn tsy mampiasa credit card, sa tsy maintsy aloha espece daholo. Avy any dago manentsina.

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 19/12/2006, 10:53

tosoa akia any @ mpanao nem an...Vietnam!!

toa mety hono k, tonga d alefandry zareo amadeus fts mankany dago le dossier d atao prepaid avy any...

mahakamo le mi transferer vola avy any @ carte manaraka le cours bank d maty antoka b...

melsi akia an..tokony ho lasa aloha...

mamelom-panantenana..hahah

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

rvoulah | 19/12/2006, 11:29

mahereza ka kitjo fa tafody androky an , de maztou mivavaka !kiss

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

ikaretsaka | 19/12/2006, 12:25

Aza mora kivy fa lasa foana io rehefa tin'andriamanitra e

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

malalatina | 19/12/2006, 14:50

F'inn moa zany fa dia mampirina akanjo ao anaty valizy sisa :)?

Manana finoana dia tongava aminao araka izay iriny fonao.

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 19/12/2006, 15:11

hhum...
misaotra antsika eeee....dia misaotra an'Andriamanitra koa!

Lasa ihany aho iznay e..hehehe...nety ihany lay izy..grave koa ilay decalage k!!
ande hampirina akanjo amzay...hihihi

Tonga @ hiran'i Raiindimby hoe "Soa ny manan-droa" fa raha nanantena an' ilay tany Dago dia teto za noraisina Noely...hahahaha

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

malalatina | 20/12/2006, 03:27

Congratulations!!!
Dia tongava soa any an-tanindrazana :).

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

6623 | 20/12/2006, 04:31

sotsa tompoko...sotsa betsaka
tsy adinoko 'ilay voandalandry...hihihi

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 20/12/2006, 04:32

hhhaha
le code ndray voasoratro anarana...lol

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

Mirana | 20/12/2006, 05:22

Tongavasoa aky a! De aza adino ny miblaogy sa ve indry handeha any @ lay Antananarivo miblaogy? Dia veloma any Andranomanelatra (do u know where it is?) any raha mandalo any lol!

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 20/12/2006, 05:35

melsi melsiiii
Refa avy any angamba na mety manao coucou kely fts fa za ange 10j no any e..oouppsss...hay lasa 12j kay moa..hihiih
mandalo eo Andranomanelatra za mankany Bira (gonna be on my way maaann)...hihi..tondrako paiso avy any njy? sapoma?lolll

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb