kitjo

Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 18 Desambra, 2006 18:10

Pppffff...

mandreraka ny service ao Dago

Efa 1mois nanao reservation, nefa mba hoe aleo any @ agence a Dago no mba manao resa fa mba manampy azy!!!

Efa haka ny billet vo oe misy zavatra tsy mety....

@Zoma no tokony depart ka asa fa kivy tanteraka aho ity...soa iany fa nanao reservation double aty fa saingy mandreraka be ilay via Bangkok no sady ela be ary tsy mety amiko ilay date retour ka dia asa!!!!

Mahakivy....za nefa efa plan b mba hanao fety any Dago na dia fotoana fohy 10andro monja aza!!!

Dia miandry izany fa Gasy aloha hita eo zay fivoakany!!

 

Hevitra

«Mialoha   1 2

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

lagoon | 20/12/2006, 12:00

Mazotoa ry kitjo a!
Ataovy betska fts ny sary,ary halaivo sary daholo ireo zava-bita eee.
Nety ve aloa ilay Ary elatra e?

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 20/12/2006, 13:03

misaotra be dia be @taonina mihitsy fa vita e....
entiko @ container mitsy ny sary...hahaha
Asa raha mahatratra ambiance eny @ avenue eny @ proclamation @ sabotsy...sabotsy maraina za tonga any!

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

kitjo | 21/12/2006, 04:57

namerina namaky an'ity aho ry zareo dia lasa saina hoe

Ahoana moa izany ny fiainana sy feelingn'ireo olona sesitany na exilE?
sa ve dia mody fanina fts tsy mieritreritra?

hhhmmm

Re: Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

lagoon | 21/12/2006, 10:00

Hanontanio i Pierrot!
Hihihihihi

«Mialoha   1 2
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb