kitjo | 29 Desambra, 2006 16:02
Kory aby!
Manamarina kely ilay nolazaiko aho angamba t@ ilay korontana Analakely...
Jentilisa, efa mahazatra ihany mahita korontana Kermesy sns hatrizay fa tsy nampoiziko oh zao ny teo @ avenue..raha ANtsonjombe na oh znay mba tsy maninona...misy koa ireo manege sy fakana sayr miarak @ Dadabe Noely tsy maninona fa ireo loka maro samihafa no hitako tena nanimba endrika..hany ka na ny olona aza matahotra hitondra ny zanany eny fa miafiafy ety @ sisiny maka sary fts
Jereo ange ireto sary manaraka ireto

Ny masikita sns..toaka!
(tohiny)Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
| « | Desambra 2006 | » | ||||
|---|---|---|---|---|---|---|
| Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
| 1 | 2 | |||||
| 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
| 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
| 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
| 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
| 31 | ||||||