kitjo | 29 Janoary, 2007 10:06
Ny toy izao no tsy mampisaraka ahy @ fakan-tsary...
Avaratr' i Behenjy....tsy nisy naratra fa kika kely fts...
Tsy any Dago io an...
Nosy Batam, Indonesie!
Orchard Road, SIngapore..
Teny Isotry!!! Tsara an...
kitjo | 31/01/2007, 16:04
Ankoatra zay le hoy ianao teo oe sinoa...
ny Maleziana dia mitovy endrika amintsika Gasy..ireo azo lazaina hoe "indigenes"
Misy ihany anefa ireo maleziana mifangaro na metisy sinoa...fa tsy ny ankamaroany..
Ny singaporiana ndray dia Maleziana, Indoneziana, Karana ary Sinoa (avy any Chine)..ireo no nitoetra teto ka lasa nantsoina oe Singaporiana teo aloha...amzao moa dia feno fotsy hoditra koa lasa oe Singaporiana...ka na i jentilisa aza mankaty ka mahafeno ny fepetra dia lasa Singaporiana ihany koa...
ikalamako | 31/01/2007, 22:15
Manja akia kitjo a, za koa mitovy @ -njy sy ny fakan-tsary teo alohaloha teo fa izao efa mitarika dia tsy afaka mankaiza fa mitaiza e. Efa hitako roa andro lasa ity pejy ity, fa nantsoiko ho eto mihintsy ramose androany, (gasy petaka, valovotaka Fianar, attention ! fa valovotaka aty @ tanà na koa), fa tara be lery nahita ilay 203 e.
Mba mangataka servisss hono, mba alefaso mail ho azy hono io 203 io hireharehany @ ireto manana mercedès eto @ tanà na ireto.
Dia misaotra, sady tsy mitsahatra misaotra ny rehetra fa dia mahaliana daholo ny zava-misy tovozina ato.
ikalamako | 31/01/2007, 22:20
efa miteny aho fa ny zefa ho'aho zefa eny ihany, lery tsy mahandry fa nandramany dia tafa e, izy maika hieboebo any amin'ny namany rahampitso ve hiandry eo tokoa, fa dia misaotra misaotra misaotra @ fahafinaretan'ny maso e.
kitjo | 01/02/2007, 13:22
hahaha
:)
mampme ki njy ikalamako k!
efa nataoko ao @ tahirintsary ao akia io fa betsaka tokoa nangataka an' io nandefa hafatra taty... ao izy azo alaina tsara akia an!
Tena tsara tkoa ilay izy...
zau nandaharako azy @ le ferrari fa raha samy maso mijery manaitra kokoa ilay 203..tena marina e!
tsy @ maha-gasy azy akory fa @ fo tsy miangatra...
Efa mba betsaka ihany angamba no mahalala ahy kanefa samy manana ny fahitany azy koa!
« | Jolay 2022 | » | ||||
---|---|---|---|---|---|---|
Ah | At | Ta | Ar | Ak | Zo | As |
1 | 2 | |||||
3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | 9 |
10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | 16 |
17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | 23 |
24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | 30 |
31 |
Re: Sary indray mipika!!!
kitjo | 31/01/2007, 15:10
Firenena roa samihafa izy fa tetezana no manasaraka azy
SIngapour anisan' ny firenena mandroso be...Malaisie kosa eo anelanelany...Indonesie aoriana keliny
Vao eo @ frontiere fts ianao dia tonga dia miova be...mahita fako @ arabe, misy embouteillage, misy mpanendaka ihany koa, ny trano dia hita oe misy fanorenana tsy ara-dalana na ireny somary mikorontana ireny na ara-dalana aza...
ETo SIngapour ny fandriampahalemana dia izy no anisan' ireo voalohany @ filaminana..tsy ilaina idiana ny trano aty na hivoaka aza...na @ 2maraina aza tsy mahita tory afaka mandeha mankany @ plage na eny @ arabe..ny fiara na tsy mihidy aza tsy misy mikitika sns...
Ao Malaisie kosa dia misy mpanendaka, ny mpangalatra fiarakodia ikohizana sns
ALeo anaovako hevitra vaovao zany rehetra zany e!!!