Categorie: Fianarana eto SIngapour
Lava lotra le iray aloha dia tohizako ato!! Aniverseran' i Ando raikitra ny daomy.... (tohiny)
Anananay betsaka raha haingotrano vita Malagasy (tohiny)
Tsy haiko moa ilay fomba filazanareo azy iny hoe malagasisopia sa moa inona ka dia notsoriko ny ahy... Nataoko oe "andiany zokiny" satria dia misy karazany roa samihafa be tokoa izahay..ireo teo aloha (2001-2006) dia efa somary lehibebe daholo izahay: salan' isa 22taona...
Misy no tonga dia matahotra vao hoe @ teny anglisy ny fianarana aty! DISO BE!!!! H@ zay aloha ka hatramin' izao dia eo @ 4 volana, na 6 raha be indrindra no ilain'ny mpianatra malagasy mianatra Anglisy rehefa tonga eto SIngapour, alohan'ny anombohana ny tena Fianarana. Raha faran'ny tsy...
Taratasy ilaina: Tsy hoe akory hoe ireto daholo fa ireto no tsy maintsy..mitovy @toeran-kafa ihany angamba - application form avy @sekoly (azo alaina @internet) - visa application @immigration (alaina @net) - taratasy na diplaoma @zay fianarana hafa rht natao - taratasy sivily...