kitjo

Categorie: Ny isan'androko, ahy!

Transit a Bangkok

Eto Bangkok aloha transit 2h...soa fa mba fohy2 ihany 12h05 alina ora SIngapour izao...misy 1h ny elanelana ka tsy haiko oe 1h mialoha aty sa tafara...hahhaha..fantatro fts fa tsy ho tara aho satria eto akaikin'ny boarding room...tazako eto aby ny Gasy andeha hody..lol Tsy mba toy ny any...

Manaova fety sambatra daholo eee!!

Dia hanainga moa iznay afaka 6 ora eo ho eo... Koa dia mirary fety sambatra sy finaritra ho antsika rehetra sy ny fianakaviana e! Samy ho tratry ny taona vaovao aby koa! Ao @boarding room rfveo mety mbola mi connecte kely @ wireless fa refa any Dago alo ngamba d email ihany...hihihihi Enga...

lasa ihany!!!!!ny tsy maintsy atao any Dago...

Oouufff... Dia lasa ihany aho izany ho any an-tanana..hanao fety...hiihihih Tsy ni-ouf mitsy za raha tsy tety an-tanana ny billet..hahahha Hanao to-do list kely zany satria 12andro monja ka araraotina tsara - Mamangy fianakaviana - Rendez-vous nalaina:    - manao volo...

Suspensss!!!Ho tafody sa tsia???

Pppffff... mandreraka ny service ao Dago Efa 1mois nanao reservation, nefa mba hoe aleo any @ agence a Dago no mba manao resa fa mba manampy azy!!! Efa haka ny billet vo oe misy zavatra tsy mety.... @Zoma no tokony depart ka asa fa kivy tanteraka aho ity...soa iany fa nanao reservation...

My sis' birthday

Oh yeah.. Today is my youngest sis b'day! 9 yrs old...oohhh Mahagaga ny ankizy amin'izao fotoana fa dia gaga aho fa telephone hono no cadeau angatahiny... t @androko 9 taona iznay tobil kely...za manko tsy mba nilalao saribakoly..hiih..dinety no nilalao ihany! mahavariana! Fa izy aloha dia...
 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb