Categorie: Ny isan'androko, ahy!
Miarahaba antsika rehetra eto indray e Tanavo miakatra ville kely indray aloha, tonga eto Iarivo! na ny fikitihina ireto bokotra ireto aza manoatra nohon' ny mitsimpona akotry @ vato; sady fararano zao ny andro aty;Zany no malaza, mampiakabary aby ny olona eny ambanivohitra. Za moa tsy...
Sali aby oo LAsa kely ny saiko omaly fa izao vao tena "saina tonga" hoe tena nisy fiainana iray tapaka mihitsy kay nony nody aho Ezahako tohizana ihany fa tena hita ilay fahabangana, Ny tiako tenenina dia t@ tany SInga dia fiainana andavanandro ny tao @ Serasera,...
Voakitika kely ny foko androany...
Toy izao ny fandehan' ny tantara...
misy namako iray, izay tena toy ny rahavaviko mihitsy moa izany...zandriko kely fotsiny.
T@ mamany bevohoka azy dia "nitsoaka" ilay rangahy.....lehibe teny ihany anefa izy ary tafita tokoa satria manana toerana...
Kory aby! Tafaverina eto indray e...mbola valaka be fa nihodikodina ny raoplanina no ela be ny transit.... Tratry ny taona aby dia mirary soa oo... Milamina any Dago sady levona ny cyclone..ny manaraka ndray no asa! EFa madio no sady mangingina vita fety ny tanana...ny vary @ 700ariary no...
Salama dol mba manararaotra mitsidika kely e samy tratry ny Krismasy dol d mirary fety sambatra milamina aty sady mangingina manaraka ny avenue sy behoririka iny no mikorontana bordel be misy kermesy sns am avenue kodiakely, manezy; loka samihafa; masikita sns sns mikorontana b mitsy fa hita...