Categorie: Ny isan'androko, ahy!
Alina sahady ny andro.....Ny orana tsy mety mijanona. Grave koa ilay dekalazy k! ny olona manomboka mba connecte..ziao vao manomboka mafana ny resaka ao @ forum...ny andro anefa ity efa ho @ 1 maraina..efa mba miezaka ny hatory aloha manko za io. Isan'andro 3h eo foana, zao mba hanandrana hoe...
Dia mbola tara njay vao nifoha fa tsy mianatra! Vao mifoha dia oram-be..ggrrr..tsy maina ndray ny lamba anjoany! Zao le mampa-noana, asa ianareo raha toa ahy fa za raha vao mijanona ato antrano ohatra an'izao ka avy ny orana dia te hihinan-kanina foan foana! hhmm..raha izao no mahazo katsaka...
Inona moa izany fa dia tsaroako tampoka fa hay anniv Ravalo anjoany! 57ans hono izy hoy mimich....hay efa lehibe ihany lery fa mbola mitana kosa! hihihihihi Ankoatra izay dia nandeha nandende tany Toa Payoh, tsena lanitra misokatra."open market".hihihih...nandeha nijery telephone moa...