kitjo

Matahotra ny mitia!!!

kitjo | 16 Febroary, 2007 03:52

                             Matahotra ny mitia!!!

Zay ihany no mahalaza azy.

Tonga teo am-bavako fotsiny io!

 

                                                                                        

                                                                                      

 

 

 

 

 

 

Jus de bozaka!

kitjo | 13 Febroary, 2007 19:15

Zavatra somary nanaitra ahy t@ vao tonga taty ireo karazan- tsakafo tsy mahazatra...zay ny maha-kely maso ny kely maso, tsy ny sinoa ihany

 

Ny tena tiako dia ny voam-boatavo zay endasina toy ireny voanjo ireny ary indindra fa ny 'jus de bozaka:

                                                     

 

 (tohiny)

Herinandro sisa!!!

kitjo | 12 Febroary, 2007 07:19

ouufff...
Ouf of relief..fa OUF somary malahelo ka mampisento.
Nifoha maraina teo tokoa manko vao tonga saina fa hay herinandro monja sisa dia hifarana hatreo ny fiainako eto Singapore. Ny entana tsy mbola voapirina, toa tsy mbola mieritreritra ny handeha izany akory ary aho! Mbola tsy vonona e...
 
Etsy andaniny, faly fa "hody", hamonjy ny fianakaviana; hiasa amin' izay, ho an' ny fianakaviana, ho an' ny Tanindrazana, ho an' ny manodididna ary...ho an' ny tena!

 

 (tohiny)

Sinoa gasy!!

kitjo | 11 Febroary, 2007 07:19

Nanao fety kely izahay dia samy nihaingohaingo teo.

Nieritreritra lay sari' i fasaly za dia nanapa-kevitra fa nde hamanaovina lambaony ity sinoa ity: Cynthia!

Izay rahateo hono te-hianatra kolontsaina hafa ko! izy io moa dia miaraka aminay foana raha vao misy fety na isaky ny faran' ny herinandro....

 

Fa hafa ihany ny gasy k!!!!

                                                           

If....if!!!!!!!!

kitjo | 07 Febroary, 2007 01:56

Rehefa tsy mahita blaogiavana aloha dia itony no alefa..hihihi

 

If a kiss was a raindrop... I'd send you showers.

 

If hugs were a second... I'd send you hours.

 

If smiles were water... I'd send you the sea.

 

If friendship was a person... I'd send you me.

 

 

 

 

 

                      

 

 

Ho anareo rehetra io !!!!!!

 
Powered by LifeType - Design by BalearWeb