kitjo

HELLO

kitjo | 04 Febroary, 2007 17:10

Ialako tsiny aloha fa teny anglisy ity ary tsy afaka adikako teny Malagasy raha tsy vao haka inspiraka be vao hamorona aho

Nisy nandefa SMS ahy ity dia mba tiako zaraina eto fts

 

Do you know that a simple HELLO cn be so sweet?

 

H = How are you?

E = everything all right?

L = Like to see you!

L = Love to hear from you

O = Obviously care for you...

Sary MADASING- 2 (tohiny)

kitjo | 01 Febroary, 2007 17:20

Lava lotra le iray aloha dia tohizako ato!!

Aniverseran' i Ando

raikitra ny daomy....

 (tohiny)

Sary MADASING - 1

kitjo | 01 Febroary, 2007 16:42

Anananay betsaka raha haingotrano vita Malagasy

 

 (tohiny)

Gasin'i Singapore (andiany zokiny)

kitjo | 31 Janoary, 2007 15:04

Tsy haiko moa ilay fomba filazanareo azy iny hoe malagasisopia sa moa inona ka dia notsoriko ny ahy...

 Nataoko oe "andiany zokiny" satria dia misy karazany roa samihafa be tokoa izahay..ireo teo aloha (2001-2006) dia efa somary lehibebe daholo izahay: salan' isa 22taona teo (28taona ny zokiny inddra ary 20 ny zandriny inddra)... ireo no resahiko aloha izao...

 

t@ io andiany voalohany io dia nifandanja ny isan' ny lahy sy vavy ary mitovitovy "feeling" daholo.

 

t@ alalan' ny "Agence" iray moa no nandehananay rehetra ireo taty t@ izany fotoana hany ka mora ny nifandraisana ho an' ireo efa teto an-toerana sy ireo zay vao mikarakara taratasy tany Dago (fanarahana ny taratasy, fitadiavana trano, fanontaniana mila valiny isan-karazany momba ny fiainana)

 

 

 (tohiny)

Sary indray mipika!!!

kitjo | 29 Janoary, 2007 10:06

Ny toy izao no tsy mampisaraka ahy @ fakan-tsary...

 

Avaratr' i Behenjy....tsy nisy naratra fa kika kely fts...

 (tohiny)
 
Powered by LifeType - Design by BalearWeb